|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lejo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lava manify
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#398] Long, fluet, grêle, mince, qui fléchit sous son propre poids
Sampanteny 
5  Mpamaritra :
Tovy hevitra  6  lejolejo

Teny iditra (2/2)7  lejo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro
10  [1.13] lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] hypoténuse
Ohatra  12  Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa [1.1]
Voambolana  13  Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/18