Teny iditra lelaka (lela)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanakisahana sy fanafosafoana amin' ny lela
Fandokadokafana tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de lécher, de laper
Figuré: action de caresser, affection tendre [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : lelaka, lelako, lelakao, lelany, lelatsika, lelakay, lelakareo, lelak', lela-, lelaky
Tovonana : -delaka, -delako, -delakao, -delany, -delatsika, -delakay, -delakareo, -delak', -dela-, -delaky
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07