|
|
|
|

Teny iditra1  lelakatry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fihary eo ambany vavony manome ranom-pandevonan-kanina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  pancréas [1.13]
Voambolana  5  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31