Teny iditra (1/2) | 1 lelika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tototra, voasarona: Lelika ny hady Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#399] comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions) comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny vola (Il ne pense pas au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) |
Ohatra |
5 Ary ny tanimbary leliky ny fasika! [2.470#177] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny lelika io |
Teny iditra (2/2) | 14 lelika |
Sokajin-teny | 15 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.5#56] Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors! Lelika maty itỳ ! Quel connard! Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud! Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Salope! La garce! |
Fivaditsoratra | 17 alelik, lakile, lelaky, lelika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |