Teny iditra | 1 lembalemba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1, 1.13] Tany marin-tampona ambony havoana 4 [2.118] lembalemban' i Mahafaly ~ lembalemban' i Karimbola ~ lembalemban' i Bemaraha ~ lembalemban' i Maroaboaly ~ lembalemban' Antanimena ~ lembalemban' i Marovoalavo ~ lembalemban' i Vohibary ~ lembalemban' i Makira ~ lembalemba ambanin' Androna ~ lembalemban' Analavory |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] plateau |
Voambolana |
6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 7 lemba |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny lembalemba io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |