|
|
|
|

Teny iditra1  lembalemba
Fototeny  2  lemba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1, 1.13] Tany marin-tampona ambony havoana
5  [2.118] lembalemban' i Mahafaly ~ lembalemban' i Karimbola ~ lembalemban' i Bemaraha ~ lembalemban' i Maroaboaly ~ lembalemban' Antanimena ~ lembalemban' i Marovoalavo ~ lembalemban' i Vohibary ~ lembalemban' i Makira ~ lembalemba ambanin' Androna ~ lembalemban' Analavory
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] plateau
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny lembalemba io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31