|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  leno
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ahitra tenehina mba hanatsara ny fandokoana; fandraiketana mahatonga ny loko handaitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Nom général des plantes, en général des herbes jeunes et tendres qu'on faisait bouillir afin d'utiliser leur décoction comme mordant pour la teinture (à l'époque des teintures végétales). On choisissait à cet effet les espèces riches en mucilage [Merina] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)12  leño
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  laona [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)15  leño
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  17  lemo [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  18  leno, leño, leno, leño

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13