|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  leno
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ahitra tenehina mba hanatsara ny fandokoana; fandraiketana mahatonga ny loko handaitra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] Nom général des plantes, en général des herbes jeunes et tendres qu'on faisait bouillir afin d'utiliser leur décoction comme mordant pour la teinture (à l'époque des teintures végétales). On choisissait à cet effet les espèces riches en mucilage [Merina]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)12  leño
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Taisaka] laona

Teny iditra (3/3)15  leño
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Tanosy] lemo

Fivaditsoratra  18  leno, leño, leon

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08