|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  leony
Sokajin-teny  2  anarana leo, leoka, leona, leotra sy mpisolo
Fototeny  3  leo, leoka, leona, leotra, -ny

Teny iditra (2/2)4  leony
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Tofoka, boboka, tohina, tola
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.7] has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained;
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté
Ohatra  9  [1.437#] izay homa-manta no ho leony.
10  [2.285#] leony dia leony mihitsy ka niala.
11  [2.346#10] Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky.
Fototeny  12  leo, -ny
Sampanteny 
13  Anarana :
Tovy hevitra  14  leo

Fivaditsoratra  15  ielon, lenoi, lenoy, leony, nielo, noely

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21