|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  leony
Fototeny  2  leo
Sokajin-teny  3  anarana leo sy mpisolo

Teny iditra (2/2)4  leony
Fototeny  5  leo
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
8  Tofoka, boboka, tohina, tola
9  Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
10  Monaina (monamonaina), mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  has had enough and too much; disgusted; drunk ; borne, sustained; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  qui en a assez; dégoûté; ivre; supporté [1.8]
Ohatra  13  izay homa-manta no ho leony. [1.437#]
14  leony dia leony mihitsy ka niala. [2.285#]
15  Tsy hiringiringy ho potraka, tsy hioty manta ho leony fa hioty masaka ho voky. [2.346#10]
Sampanteny 
16  Anarana :

Fivaditsoratra  17  lenoy, leony, noely

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/23