|
|
|
|

Teny iditra1  lerana
Fototeny  2  letra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana, ampidirana an-keriny: Nolerany totohondry ny takibako
Hanina betsaka mova tsy isesefana: Lero daholo io vary io fa izaho tsy hikasika na eran' ny vavako aza
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#402] dans quoi on enfonce, on introduit avec force
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Sampanteny 
10  Anarana :

Fivaditsoratra  11  lañare, lerana, renala

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21