Teny iditra lesona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy (teny tranainy) Boky, fianarana mamaky
¶ Zavatra ianaran' ny mpianatra: Ny tantaran' ny foko sakalava no lesonay androany ~ Mianatra lesona ~ Tsy mahay lesona [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a lesson [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay leçon [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Anglisy: lesson.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31