Teny iditra levenana (levina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandevenana: Misaotra Tompoko, fa heni-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty
¶ Ny zavatra rehetra enti-manana ny fandevenana ny olona maty. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy funeral céremonies; a burial [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay funérailles, enterrement [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2011/02/18