Teny iditra L'Express de Madagascar
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra 
Fanonta printy 
Habaka http://www.lexpressmada.com ()
Sombiny 
2005/02/15
Tsy misy intsony fiara afaka mandeha amin' ny lalana mankany Tsaratanàna faritanin' i Mahajanga amin' izao fotoanan' ny orana izao. Mijanona tsy misy afaka mandeha intsony ireo fiara fitaterana sy ireo fiarabe mpitatitr' entana. Sarety sisa no hany afaka mampitohy azy amin' ny lalam-pirenena fahefatra, miala eo Tsaramandroso. Ratsy dia ratsy ny lalana amin' izao fotoana izao satria ny sarety aza maharitra telo andro eny an-dalana vao tonga.
2008/03/06
l'Asaramanitra correspond à la fin de la saison des pluies, c'est-à-dire le début de l'automne ou la période de la grande moisson. Dans la tradition malgache, cet évènement est de grande importance.
2008/09/07
Les dissensions entre le gouvernement et la Commune urbaine d'Antananarivo (CUA) s'amplifient. Le gouvernement récupère le contrôle du Service Autonome de Maintenance de la Ville d'Antananarivo (Samva), qui est l'organe chargé de l'assainissement dans la capitale, au détriment de la Mairie.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2020/08/11