Teny iditra lima
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Vilia hazo lavalava fanesorana rano ao anaty lakana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra lima
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Zinga voatavo fasiana ronono na fiterana omby [1.78]
  [Tanosy] Voatavo na zingo fiterena omby [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31