Teny iditra limby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan' ny namohan' i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: limbes.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31