Teny iditra | 1 limby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan' ny namohan' i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy |
Voambolana |
4 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 5 limby, mbily |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |