Teny iditra | limonady | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: limonade. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |