|
|
|
|

Teny iditra1  linga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Hazo lava mitsatoka eo amin' ny tendron' ny botry roa eo an-kavian' ny lakana haningorana ny tady fanenjanana ny lay
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo

Fivaditsoratra  5  langy, linga, ngali, ngaly, ngila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31