Teny iditra | lingilingy (lingy) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teronterona; toetran' izay eo amin' ny toerana avo erỳ an-tendrony [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est élevé, élancé dans les airs [1.3] | |||||||||
Ohatra | Ikalamara tia lingilingy no tsy mety raha tsy mananika amin' ny tohatra.
[2.470] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Teny iditra | lingilingy | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Very high, lofty [1.2] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |