|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  liona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] [lioña] laona
4  [1.78] [Bezanozano] laona
Tovy hevitra  5  leona

Teny iditra (2/3)6  liona
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka
Ohatra  9  [1.38] Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra
10  [2.293] Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka.
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Lahatsoratra  14  Randzavola: liona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)15  liona
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.19] [Tankarana] bout des branches.
18  [1.196] (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy.
Voambolana  19  Haizavamaniry
Tovy hevitra  20  leona

Fivaditsoratra  21  alino, aloni, alony, aolin, ilona, lanio, liona, naoli, naoly, nialo, niola

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02