|
|
|
|

Teny iditra1  litania
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fivavahana misy fitanisanisana anaran' olomasina mandeha irery na miaraka amin' ny toetra masina nananany, ka valiana hatrany hoe: "mivavaha ho anay"
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3][litanỳ] litanies
Voambolana  5  Fivavahana, finoana

Fivaditsoratra  6  itanila, litania, tailani, talinay, tanilai

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21