Teny iditra litera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tarehintsoratra: Misy litera iraika amby roapolo amin' ny abidy malagasy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a letter of the alphabet [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay une lettre de l'alphabet [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Anglisy: letter.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31