|
|
|
|

Teny iditra1  loakandro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny andro fahefatra manomboka amin' ny andro itenenana -- na efa lasa izany na mbola ho avy -- fa raha mbola ho avy, dia asiana hoe "raha"; ohatra: raha Alakamisy no itenenana, ny hoe "loakandro androany" dia ny Alatsinainy talohan' io, ary ny hoe "raha loakandro anio", dia ny Alahady manaraka
Voambolana  4  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07