|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  loditra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Malambolambo, malandilandy, tsara tarehy.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#407] poli, fin, beau, magnifique
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)6  loditra
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Vonto, hetsaka: Loditry ny tseroka ny akanjon'itsy zaza itsy
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#407] qui est pénétré, imprégné
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  14  adilotr, aloditr, dilotra, loditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21