Teny iditra (1/3) | 1 lofo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika |
Voambolana |
4 Fifamoivoizan-tsambo |
Teny iditra (2/3) | 5 lofo |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.7] persistence |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.8] courage, persistance |
Voambolana |
10 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 12 lofo |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Bara]
henam-pandevenana 15 [1.78] [Bezanozano] omby vonoina amin'ny fahafatesana 16 [1.1] Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.7] cattle slaughtered for the dead (prov.) |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] boeufs immolés pour les morts |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 21 folo, lofo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |