Teny iditra | 1 lohahevitra |
Singan-teny | 2 loha, hevitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny ventin-teny halahatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a point in discussion |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] l'essentiel de la discussion, le thème |
Ohatra |
7 Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra. [1.368#] 8 Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. [2.285#] 9 Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. [1.369#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25 |