Teny iditra | 1 lohalaharana |
Singan-teny | 2 loha, laharana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1][loha laharana] enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] primordial; avant garde |
Ohatra |
6 Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo. [2.472#] 7 Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. [4.27#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |