Teny iditra (1/2) | 1 lohalambo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalambo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#408] cintre, plein-cintre, ogive, voûte, arcade, arceau |
Singan-teny | 5 loha, lambo |
Tovy hevitra | 6 andohalambo |
Teny iditra (2/2) | 7 Lohalambo |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
9 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
Singan-teny | 10 loha, lambo |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny Lohalambo io |
Fivaditsoratra | 12 lohalambo, Lohalambo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
![]() |