|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lohalambo
Singan-teny  2  loha, lambo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy lohalambo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#408] cintre, plein-cintre, ogive, voûte, arcade, arceau
Tovy hevitra  6  andohalambo

Teny iditra (2/2)7  Lohalambo
Singan-teny  8  loha, lambo
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  10  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny Lohalambo io

Fivaditsoratra  12  lohalambo, Lohalambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08