|
|
|
|

Teny iditra1  lohamasinina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [3.1] locomotive
Ohatra  4  [2.470#8] Misioaka fanindroany ny lohamasinina
5  [2.503#32] Ny fampiasana ireo zavatra'ireo hampandeha ny lohamasinintsika dia tsy hampivoaka ny volantsika any ivelany
6  [2.472#] Alina no niditra teo amin' ny garan' i Moramanga ilay lohamasinina nitarika kalesy telo miloko volon-davenona, feno olona an-dalam-pahafatesana.
Voambolana  7  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07