|
|
|
|

Teny iditra1  lohanono
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1#771] ny tendron' ny nono
Ohatra  4  [2.117#] Izay manapotsitra sy misintona lohanono koa ve dia tsy ho haiko!
Voambolana  5  Haiaina
Singan-teny  6  loha, nono

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07