Teny iditra (1/2) | 1 lohariana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny tampony ambony indrindra amin' ny riana Ny fotoana ialan' ny aina: Efa an-dohariana izy no tonga ny zanany |
Singan-teny | 4 loha, riana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 lohariana |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] (de loha : au sommet et riana : chute d'eau, cascade). Homalium albiflorum Boivin ex Tul.) O. Hoffm. (Salicaceae). Bel arbre qui pousse le plus souvent à proximité des chutes d'eau, d'où son nom. Son bois dur est apprécié. [Tanosy]
|
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Singan-teny | 10 loha, riana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 12 halaronay, hilaroana, hiloarana, ihalorana, lohariana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |