|
|
|
|

Teny iditra1  lohasoratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] tarehin-tsoratra manomboka ny fehezanteny na ny anaran-tsamirery
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] lettre capitale; majuscule
Ohatra  5  [2.117#] Misokajy telo ireo fanazaran-tsaina atolotra eto: - ao ireo natao hanamafy orina ny fianarana ny firafitry ny teny sy fanoritra ny lohasoratra;
Voambolana  6  Toe-karena: tonta printy, sary
Singan-teny  7  loha, soratra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07