|
|
|
|

Teny iditra1  lohasoratra
Singan-teny  2  loha, soratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] tarehin-tsoratra manomboka ny fehezanteny na ny anaran-tsamirery
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] lettre capitale; majuscule
Ohatra  6  Misokajy telo ireo fanazaran-tsaina atolotra eto: - ao ireo natao hanamafy orina ny fianarana ny firafitry ny teny sy fanoritra ny lohasoratra; [2.117#]
Voambolana  7  Toe-karena: tonta printy, sary
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14