|
|
|
|

Teny iditra1  lohavary
Singan-teny  2  loha, vary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny mongomongo amin' ny fotsimbary; voam-bary kely toy ny torotoro mihitsy aza, izay hita voalohany eo amin' ny sahafa rehefa manofa vary, ka avy amin' izany no nahatongany anarany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de loha : tête, début et vary : ici dans le sens de riz décortiqué). Nom qu'on donne aux grains de riz brisés au cours du pilonnage lorsqu'on décortique le riz à la main avec un mortier et un pilon. Ces grains brisés, plus légers que les grains entiers, peuvent être séparés lors du vannage, ou au moyen d'un crible. Ne pas confondre avec lohambary. [Merina]
Voambolana  6  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  7  halaviro, loharavy, lohavary

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02