|
|
|
|

Teny iditra1  lohavorona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fivontosana fahita amin' ny lohan' ny ankizy kely
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a disease on the scalp of children
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] tumeur qui se forme sur la tête des enfants
Voambolana  6  Fahasalamana
Singan-teny  7  loha, vorona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31