|
|
|
|

Teny iditra1  loiloy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Rikoriko, faniriana ta handoa [1.1]
4  fahatsiarovana te-handoa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  nausée [1.13]
Voambolana  6  Fahasalamana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9  loiloy, olioly

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/15