|
|
|
|

Teny iditra1  lokoana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana loko: Nolokoany mena dorehitra ny tranony
Asiana dity hipetaka: Lokoy tsara ny valopy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be painted or colored
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on peint, qu'on colorie
Fototeny  6  loko
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  alanoko, alonako, lokanao, lokoana, naaloko, nalaoko, naloako, naolako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21