Teny iditra loky
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Toran' ny hehy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui se pâme de rire [Abinal 1888]
Sampanteny 
Endriteny 
loky
lokin'
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra lokiloky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Hoy izy loky. [Andriamalala: Ranomasina, takila 38]
2hoy Ramatoa Razafy, sady loky izy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 77]

Teny iditra Loky
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Famaritana frantsay petit fleuve de la province de Diégo-Suarez, qui pend sa source dans la montagne Betsofa (1.178 m) ... Il reçoit sur la rive gauche l'Andrevo [Rajemisa 1966]
Voambolana 

2015/03/07