|
|
|
|

Teny iditra1  loloha
Fototeny  2  loha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay
Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny
Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of carrying on the head; family responsibility
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] action de porter sur la tête
7  [1.3] les proches parents qu'il faut assister
8  [1.8] devoir d'assister les proches parents
Ohatra  9  aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. [2.48]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny loloha io

Fivaditsoratra  21  lohalo, loloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21