|
|
|
|

Teny iditra1  lolompo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitanana am-po ny ratsy nataon' ny sasany amin' ny tena: Mitana lolompo / Manao an-dolompo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] [lolom-po] malice, spite
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] [lolom-po] rancune
6  [1.8] rancune
Voambolana  7  Ontam-po
Singan-teny  8  lolo, fo
Tovy hevitra  9  fo lentika, otripo
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny lolompo io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10