|
|
|
|

Teny iditra1  lomisy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny filaza amin' ny zavatra mandeha tsiroaroa, izany hoe roa mitovy ho an' ny havia sy havanana, toy ny kavina, ban-tongotra, kiraro, sns...; iray aman' olona: Kavina iray lomisy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07