Teny iditra | lomorina (lomotra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Moldy; overgrown with algae [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Moisi; couvert de mousse [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |