|
|
|
|

Teny iditra1  londolondo
Fototeny  2  londo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy fahamiramiranana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] sleepiness
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] envie de dormir
Ohatra  7  Tsy miova amin' ny londolondo mpahazo azy tany, ka sady mampitahotra no mampalahelo. [2.470]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  londo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20