| Teny iditra | 1 longoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] hantsana na hady misarona bozaka
[1.78] 4 Lavaka atao fandrika. [1.1] 5 [Bezanozano] tevana [1.78] |
| Mpanahaka | 6 longoamitotobozaka |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 angolo, 10 golona, longoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|