Teny iditra | 1 lopotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy. 4 [1.13] Karazan-damba |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] Draperie 6 [1.5] nom générique des tissus de laine, draps |
Voambolana |
7 Toe-karena: zaitra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny lopotra io |
Fivaditsoratra | 14 lapotro, lopotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |