Teny iditra (1/2) | 1 loso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha) |
Voambolana |
4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny loso io |
Teny iditra (2/2) | 7 loso |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] [Sakalava]
Zavatra boribory lavalava: Losom-by |
Fivaditsoratra | 10 loso, solò, solo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |