Teny iditra (1/3) | 1 lotaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy efa mohaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] très mou, comme les fruits trop mûrs qui se pourrissent |
Teny iditra (2/3) | 5 lotaka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Nofom-boankazo |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] (de lo : pourri, gâté). Nom qu'on donne aux fruits tombés à terre et qui pourrissent sur place. [Merina]
|
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Teny iditra (3/3) | 10 lotaka |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Masitika fanditiana ny saron' alambika, natao tamin' ny ravim-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin' ny lavenona na vovoka na tain' omby |
Fivaditsoratra | 13 atolak, lakato, Lakato, lotaka, takalo, tolaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |