|
|
|
|

Teny iditra1  lotoina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy
Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho
Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be soiled
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on souille, qu'on calomnie
Fototeny  6  loto
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  atolony, lotoina, tolonay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21